11 Aprily 2019 FIOFANANA « Femme vertueuse » Moratsiazo Soavinandriana
Formations « Femme vertueuse » eto Moratsiazo Soavinandriana – Distrika 9 no …
CENTRE DE FORMATION DES FEMMES : SORTIE DE PROMOTION « IDEALY »
Fifaliana ho an’ny CFF ny Nahatontosa ny Sortie de Promotion …
FORMATION PATISSERIE DE BASE CFF
FORMATION PATISSERIE DE BASE : 02-03-04-05 Juillet 2018 @ 1ora …
FORMATION CUISINE CHINOISE 11-14 juin 2018 maraina @8h 30
CUISINE CHINOISE : 11-14 juin 2018 maraina @8h 30 Ny …
DEPATEMANTA MINENF : FILAZAN-DRAHARAHA FEBROARY 2019
DEPARTEMANTA MINENF
ANDEFASANA : Ny Lehiben’ny MINENF isam-piangonana manerana ny FMC
ANTONY : FANGATAHANA FIARAHA-MIASA hameno haingana ity Tabilao eto ambany ity
ANARAN’NY FIANGONANA | Isan’ny ankizy 0 – 5 ans | Isan’ny ankizy 6 – 9 ans | Isan’ny ankizy 10 – 12 ans | Isan’ny ankizy 13 – 14 ans | Isan’ny ankizy 8 – 14 ans
Vita batisa |
Isan’ny ankizy 8 – 14 ans
Tsy vita batisa |
FANAMARIHANA :
- Daty farany hamerenana ireo dia ny Alatsinainy 25 Febroary 2018 ao amin’ i Chef Moïse
- Ny Fiangonana tsirairay avy dia tsy maintsy asiana Kilasin’ny Batisa ho an’ny Ankizy. Aoka ny Fiangonana tsirairay hifidy Mpampianatra Kilasin’ny Batisa ho an’ny Ankizy. Ary handefa ny anaran’izay voafidy aty aminay ny Alatsinainy 25 Febroary 2019 (miaraka amin’ny Tableaux izay nofenoina etsy ambony)
- DEPARTEMANTA MINENF
- ANDEFASANA : Ny Lehiben’ny MINENF isam-piangonana eto amin’ny Faritra ANALAMANGAANTONY : FIANTSOANA FIORIANA FIOFANANADATY sy ORA :Alahady 17 Febroary 2019 amin’ny 8.30 ora – 11.30 ora atoandroTOERANA : Auditorium Elisa LEITAO SoamanandrarinyFANAMARIHANA
- Hisy toromarika maro ho zaraina sy ho hazavaina amintsika mahakasika ny « Fanantenana ho an’Antananarivo » hataon’ny Ankizy
- Hiarahana amin’ny Departemanta MINENF eny amin’ny Union io fotoana io. Koa aoka ho tonga daholo
———————— oOo ————————
DEPARTEMANTA MINENF
ANDEFASANA : Ny Mpampianatra Kilasin’ny Batisa isam-piangonana eto amin’ny Faritra ANALAMANGA
ANTONY : FIANTSOANA FIORIANA FIOFANANA
DATY sy ORA : Alahady 03 Martsa 2019 manomboka amin’ny 2 ora folakandro
TOERANA : Fiangonana Advantista MANDROSOA
MPAMPIOFANA : Pasitora RATSARASAOTRA