FOLO-ANDROM-BAVAKA ETO AMIN’NY FEDERASIONA MADAGASIKARA AFOVOANY 06-16 JANOARY 2021

FAMPAHEREZANA : Filohan’ny Federasiona Madagasika Afovoany
25 avril 2020
CHANT THEME « I WILL GO » pour la Jeunesse Adventiste
8 janvier 2021

FOLO-ANDROM-BAVAKA ETO AMIN’NY FEDERASIONA MADAGASIKARA AFOVOANY 06-16 JANOARY 2021

FEDERASIONA MADAGASIKARA AFOVOANY
.
FILAZANA
.
Toy izao indray ny fandaharana mivantana hiarahantsika amin’ny Radio Oasis FM 106.4, ny Sabata 09 Janoary 2021, hanomboka amin’ny 08 ora sy sasany maraina ny fotoana :
.
SEKOLY SABATA.
.
FANDAHARANA ARA-PAHASALAMANA [MAS]
.
FANOMPOAM-PIVAVAHANA : JAKOBA 4:2,3 – Toriteny : Pasitora Norwin RAKOTOARIMINO
.
Ny Sabata folakandro dia manomboka amin’ny 02 ora sy sasany :
.
Amin’ny 02 h 30 : Antsam-piderana
.
Fandaharana mahasoa isan-karazany sy fampiofanana
.
Vatsim-panahy: Pst Herizo RAKOTOMAMONJY
.
Ampitampitao.
.
Ny Filoha Pst Fanera ANDRIAMPARATIANA

AZONAO ALAINA ETO IHANY KOA NY FICHIER PDF FOLO-ADROM-BAVAKA 2021 TSINDRIO ETO 10_AFM_121.PDF

Comments are closed.

Aller à la barre d’outils