Fiofanana lehibe ASAFI sy EDS miaraka amin’ny SID sy ny Conférence générale 08-12 Jolay 2018

Hafatra filohan’ny Advantista Federasiona Madagasikara afovoany
7 juillet 2018
Fifohazana sy Fanavaozana eo an’ivon’ireo Pasitora ato anatin’ny Federasion Madagasikara Afovoany.
17 juillet 2018

Fiofanana lehibe ASAFI sy EDS miaraka amin’ny SID sy ny Conférence générale 08-12 Jolay 2018

Ny Lahady 08  Jolay 2018 ka hatramin’ny Alakamisy 12 Jolay 2018 dia misy ny fiofanana lehibe mahakasika ny ASAFI sy EDS ao Afrika Atsimo Johannesburg. Tsy diso anjara amin’izany ny Federasiona sy ny Union misy antsika izay nosoloin’i Pastora Ernest Andriamparantsoa filohan’ny departemantan’ny ASAFI , Sy ny lehiben’ny Departemanta Fifandraisana sy EDS aty amin’ny Ranomasimbe indiana (IOUC) Pastora Rado Rakotonandrasana.

Notsindrina mafy ny mahakasika ny Tarika Miasa (TAMI). Teo ihany koa ny :
– Fandaminana sy ny Iraka tanterahan’izany Sampana izany.
– Ny famahanana sy ny fitehirizana ny vokatra.
Mpanofana : Dr T. Katsekera (SID) sy ny Ps Mulambo P. (SID)

Ireo Mpampiofana Manokana :
– Dr Ramon Canals (Directeur de l’ecole du sabbat et Ministere Personnel de la CG)
– Dr Jim Howard (Directeur de l’ecole du sabbat associé de la CG)
– Dr Maphosa Solomon (President SID)

Meditation Dr Jim Howard (extrait)

Araho ary ny sary : 

Comments are closed.