Fiangonana advantista Tsararay : Ankohonana advantista miisa 300 no nisitraka fanohanana.

Fiangonana Advantista Fenoarivo : Fizarana fanampiana ho tolotanana ho an’ny mambra eo an toerana
13 avril 2020
14 Aprily 2020 : Fampaherezana
14 avril 2020

Fiangonana advantista Tsararay : Ankohonana advantista miisa 300 no nisitraka fanohanana.

Ny marainan’ny alatsinainy faha-13 Avril 2020 no fotoana natokan’ny mpitantana ny fiangonana advantista tao Tsararay nizaràna ny vatsy tohana ho an’ireo ankohonana advantista miisa 300 eo anivon’ny fiangonana.Vary Dimy kilao sy savony roa isan-tokantrano no nozaraina. Ireo loholona niaraka tamin’ny komitin’ny fiangonana sy ny pastora filohan’ny distrika ny Pastora RANAIVOSON Herinaina Raymond no nitety ireo tokantrano ireo nanatitra ny vatsy.Nandray anjara tamin’ny fanohanana izao hetsika izao ihany koa ny Sekoly advantista ao Tsararay. Faly ireo tokantrano voatsidika! Nisy ny vatsy ara-panahy narahan’ny vatsy ara-nofo ihany koa.

 

 

Comments are closed.

Aller à la barre d’outils