26 Desambra 2018 : Fiaraha-manomana ny Antananarivo ho an’i Kristy: « Asam-pianakaviana izy ity ka hiarahan’ny ankohonana rehetra ao anatin’ny fanoloran-tena. »
Ireo Pasitora eto Antananarivo sy ny manodidina, niaraka tamin’ny ankohonany ireto tazantsika manokatra izao hetsika izao.
Nisy ny fiaraha-mitolona am-bavaka isam-pianakaviana, fandraisana ireo tari-dalana, fanentanana avy tamin’ireo departemanta samihafa sy ny mpitantan’asa eto amin’ny Federasiona Madagasika afovoany