FILAZAN-DRAHARAHA FEBROARY 2019 DEPARTEMANTA FANABEAZANA

DEPARTEMANTA PCM FMC

Mpianatra advantsita eny anivon’ny ANJERY MANONTOLO ve ianao?

Nahavita fikarohanairay na an-dalam-panaovana izany ve?

Sa kosa manana tetikasa novolavolaina na eo an-dalana amin’izany famolavolana izany koa?

Olon-tokana na antoko-na mpianatra vitsivitsy te-hampiranty ny asa fikarohana vita ve ary te-hampivoatra izany?

Fotoana àry izao hanehoantsika mpianatra advantista ny maha-izy antsika sy ny zava-bitantsika eo anivon’izao tontolo izao!

Ny ACAU ANALAMANGA dia manolotra anao ny PRO ACADEMIK 2019 izay fotoana hampirantiantsika mpianatra eny amin’ny Anjery manontolo ireo voka-pikarohana na tetikasa vitatsika araka izao manaraka izao :

 

DATY  : ALAROBIA 5 jona sy ALAKAMISY 6 jona 2019

FISORATANA ANARANAManomboka ny 25 febroary 2019 ary mifarana ny 16 martsa 2019

Hisy fivoriana fanomanana sy fanazavana ny andinindininy rehetra mahakasika izany ka tongava raha liana ianao :

DATY sy ORA : Alahady 10 febroary 2019 manomboka ami’ny 9.00 ora maraina

TOERANAAUDITORIUM ELISA LEITAO Soamanandrariny

Fanazavana fanampiny  : Antsoy ny 03440 687 70  na  03415 424 95.  Misaotra indrindra!  

ANDEFASANA : Ny TALE SEKOLIM-PIANGONANA sy TALEN-TSEKOLY ADVANTSITA ary ny Mpitantam-bolan’ireo sekoly

MPIKAMBANA ato amin’ny FMC eto ANTANANARIVO sy ny manodidina.

ANTONY: FIANTSOANA FIVORIANA

DATY : ALAROBIA 16 janoary 2019 amin’ny 9.00 ora – 2.00 ora folakandro

FANAMARIHANA :            

  • Hanomanana ny programa mandritry ny taona 2019 sy ho fanomanana ny FANANTENANA HO AN’ANTANANARIVO no anton’nizao fivoriana hiantsoana antsika izao.
  • Aoka hifampilaza sy hifanentana isika rehetra. Misaotra tompoko!