VAKINA 5MN ISAN-TSABATA : TSARA HO FANTATRA MAHAKASIKA NY FAHASALAMANA : TELECHARGER ETO
TORO-HEVITRA ARA-PAHASALAMANA AZONAO ALAINA ETO : Tsindrio eto : NY RANO
NY RANO : Raha oharina amin’ny rivotra ny rano dia tsy dia mitobaka be. Any amin’ny faritra sasany dia voatery mandoa vola vao mahazo azy Izy no anisan’ny fototry ny aina eo amin’ny lafiny rehetra eo amin’ny zava-boahary
Loharanon-kery sy fonenan’ny zavamanan’ aina, biby ary bibikely maro izy.