FANANTENANA HO AN’ANTANANARIVO
Fitondrana am-bavaka sy Fanomanana teo anivon’ny Sampana Fifandraisana isam-piangonana, hiatrehana ny Fampianarana Baiboly an-Taratasy « FANANTENANA HO ANAO », iarahana amin’ny Radio Oasis; Fizarana ny boky famintinana tari-dalana ho an’ny Sampana; fanomezana ny sori-dalana araka ny andraikitry ny Sampana…
Niarahana tamin’ny Pastora Rado RAKOTONANDRASANA (Dep. Fifandraisana Iouc), Herimanitra RANDRIANARIVONY (Dep. Fifandraisana FMC), Sylvestre ANDRIANJAFIRAMAMY (Dr Radio Oasis Tana), Herifara RAZAFINJATOVO (Rsp. VOP FMC), Vonona RAKOTONDRATSIMBA (Service Redaction Radio Oasis) ary ireo mpiara-miasa rehetra.