CENTRE de FORMATIONS PROFESSIONNELLES DES FEMMES
Mirary ny fitahian’ny Tompo ho antsika rehetra amin’ity taona vaovao 2019 ity.
FILAZAN-DRAHARAHA 12 JANOARY 2019
CENTRE DE FORMATION DES FEMMES SOAMANANDRARINY
ANDEFASANA : Ny mambra rehetra manerana ny FMC
ANTONY : FIFANINANANA HANAO LOGO an’ny CFF
FEPETRA
- Tsy maintsy misy soratra CFF sy FMC
- Loko telo (3) fara-fahabetsany no azo ampiasaina
- Ireto no hevitra fonosin’ilay LOGO : CFF mitondra famonjena, fahazavana, fanaovan-tsoa.
- Alatsinainy 28 janoary no fara-fandraisana ny LOGO vitanao aty amin’ny CFF Soamanandrariny.
- Atao anaty valopy lehibe ny logo ary tsy asina marika mety hahafantarana ny mpifaninanan. Atao anaty valopy kely mihidy kosa ny anaranao sy ny fiangonana, Distrika misy anao ary ny numéro Téléphone.
- Hisy valisoa omena izay mahazo voalohany. Misaotra antsika!
———————— oOo ————————
CENTRE DE FORMATION DES FEMMES SOAMANANDRARINY
Indro omena antsika indray ny fandaharam-potoana ny CFF amin’ity volana JANOARY ity
|
14 – 17 janvier |
21 – 24 janvier LYPARS |
28 – 31 janvier |
04 – 07 février |
11 – 14 février |
MARAINA 8.30 ora |
COUPE & COUTURE Jupe
|
COUPE & COUTURE Chemise
CUISINE CHINOISE
|
COUPE & COUTURE Robe
CUISINE EUROPEENNE |
COUPE & COUTURE Pantalon
COIFFURE |
DECORATION CHAMBRE
COIFFURE (tohiny)
RARY |
HARIVA 1.30 ora |
VIENNOISERIE
|
DECORATION SALLE
CHARCUTERIE
|
PATISSERIE de base
SMOCK |
PATISSERIE Perfectionnement |
11 – 12 février DECORATION Chocolat 13 – 14 février Transformation Fruits |