Pasitora Raherinjatovo Nirina Harifidy

Notre Mission
Préparer et équiper la communauté pastorale à diriger l’église à atteindre le monde pour Christ.
Notre Vision
Chaque pasteur et dirigeant de la FMC soit un leader-serviteur à l’instar de notre maitre, Jésus-Christ.
PLAN STRATEGIQUE
REACH UP TO GOD
Pasteurs consacrés à Dieu
- Réveil et Réforme pour les Pasteurs et la famille Pasteur.
- Réveil et Réforme pour les Anciens et la famille des Anciens.
- Développement de la relation personnelle avec Dieu.
- Habitude efficace pour s’adonner à Dieu.
REACH IN TO GOD
- Visite au foyer des Pasteurs.
- Diverses activités focalisant au développement relationnel des Pasteurs.
- Formation continue.
- Information aux anciens et diacres.
REACH OUT
- Plan d’évangélisation
- Méthode du Christ pratiqué par les Pasteurs et les Anciens
FILAZAN-DRAHARAHA MANAN-KERY JANOARY-FEBROARY 2019 : DEPARTEMANTA ASSOCIATION PASTORALE
ANDEFASANA : Ny Fiangonana rehetra manerana ny FMC
ANTONY : Fiangaviana MAIKA
Iangaviana isika Fiangonana rehetra manerana ny FMC mba handefa aty amin’ny Departemanta alohan’ny faran’ny volana JANOARY ny anaran’ireo è LOHOLONA rehetra sy ny vadiny è ny Talem-piangonana isam-piangonana sy ny vadiny è ny Filohan’ny Diakona lahy sy vavy ary ny anaran’ireo Diakona rehetra voafidy hiasa mandritra ity taona 2019 ity. Misaotra antsika rehetra amin’ny fiaraha-miasa!
DEPARTEMANTA ASSOCIATION PASTORALE
ANDEFASANA : Ny Pasitora, ny Loholona sy ny Diakona rehetra eto amin’ny FMC.
ANTONY : GAZETY BOKY HO AN’NY LOHOLONA SY DIAKONA
VIDINY : 3.200 Ariary ary azo vidiana avy hatrany ao amin’ny STOCK F.M.C.
FANAMARIHANA
- Ampirisihina isika Loholona sy Diakona mba hividy izany. Raha misy ireo mambra liana amin’ny fampivelarana ny fahalalany dia afaka mividy izany koa izy
Entanina ihany koa ny fiangonana tsirairay mba samy hividy iray avy ho fananan’ny fiangonana

Fanantenana ho an’Antananarivo 2019
26 Desambra 2018 : Fiaraha-manomana ny Antananarivo ho an’i Kristy: …
FIOFANANA tao Antsirabe : Association Pastorale sy Fipia
Ny Secrétaire Association Pastorale dia nanatanteraka ny Fihofanan’ireo Loholona, Diakona …