Fiangonana Advantista Fenoarivo ao amin’ny distrika Avaratetezana : Nisy ny fizarana fanampiana ho tolotanana ho an’ny mambra eo an toerana @ izao fotoana Sarotra lalovana izao. Ny alahady 12 Aprily 2020 no natao izany ka ireo mambra rehetra izay tratry ny fahasahiranana teo anivon’ny fiangonana no nomena vary sy savony ! Ny mambra rehetra no nanolotra izay foy mba hanampiana ireo namana .