Hisaorana lehibe ny Tompo fa tontosa soa amantsara io tontolo andron’ny 13 Aprily 2019 io ny formation fampiharana(pratique) dingana faharoa tamin ny Plan de 5 Jours .Dimampolo ny isan ny ekipa mpiara miasa voaofana. Fisaorana lehibe ihany koa no atolotra azy ireo ny amin izany fanolorantena izany, Indrindra ihany koa fa ny ray amandreny Dr Jean Michel izay tsy nikely soroka nampiofana .Indreto ary ny santionan’tsary ny amin izany.