Fanompoam-pivavahana fitondrana am-bavaka ny firenena
24 juin 2018
CALENDRIER: FIOFANANA hataon’ny Ekipa FIPIKRI eto ANTANANARIVO
24 juin 2018

20 JONA 2018: Expo Santé

20 JONA 2018 : Notontosaina teo an-tokotany malalaky ny FMC ny expo santé notanterahan’ny SMA niaraka tamin’ireo mpianatra ho mpitsabo avy any amin’ny Oniversite Loma Linda.

Nisy ny fizaham-pahasalamana, fanomezana fanafody.

Tsy adino ihany koa ny nipika sary kely hatao fahatsiarovana noho izao fandalovan’ireto mpianatra ho mpitsabo eto Madagasikara izao…

Comments are closed.