natao ny marainan’ny alarobia 15 Avril 2020 ny fizaràna ny tohana sy fanampiana andiany voalohany ho an’ireo mambran’ny fiangonana.
Tokantrano miisa 40 no nisitraka izao fanomezana andiany voalohany izao. Vary 5kg ,menaka iray litatra ary savony iray no natolotra. Loholona mirahalahy sy ireo solontenan’ny komity no nizara ny fanomezana izay natao tao amin’ny fiangonana ka solontena iray avy amin’ny isan-tokantrano no tonga nandray izany. nIalohavana fampaherezana ara-panahy sy fitondrana am-bavaka ny fizaràna ny tolotanana avy amin’ny fiangonana